Tatitra ôfisialy ny fanisana sy fandalinana ireo mpiantsehatra amin’ny fandraharahan’ny tanora

Notontosaina ny Zoma faha 16 oktobra 2020 tao amin’ny hotel Centell Antananarivo ny fizarana narahim-pankatoavana ny tatitra ôfisialy ny fanisana sy fandalinana ireo mpiantsehatra amin’ny fandraharahan’ny tanora, izay fiaraha-miasa ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny Instat, ary ny PNUD ao anatin’ny programa « YouthConnekt Madagasikara ».
Maherin’ny 400 ireo mpiantsehatra nanaovana fanadihadiana izay natomboka tamin’ny Faritra Analamanga sy Androy. Koa aorian’ny fanitsiana farany izay hatao, ny vokatra ofisialy ny « cartographie » dia hozaraina mandritra ny fanombohana amin’ny fomba ôfisialy ny « Youthconnekt Madagasikara Fanoitra » ny faha 30 oktobra izao.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...