TARANJA HAZAKAZAKA: FIADIANA IZAY HO TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA.

Vita androany 05 septambra 2021 ny Fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny Taranja Athlétisme teny amin’ny kianja Alarobia.

Voalohany tamin’izany ny Faritra Atsimo Andrefana nahazo Medailles 27, faha 2 Analamanga ary faha3 Atsinanana.

Tonga nanome voninahitra izany fandaharam-potoana izany ny tompon’andraikitra eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena sy ny talen’ny

« Direction de la Préparation de la Relève Sportive » (DPRS) Andriamatoa HARINIRINA RAJOHANESA Brice ary ny talem-paritry ny tanora sy fanatanjahantena eto amin’ny faritra Analamanga Andriamatoa ANDRIAMAMPIONONA Njato Lalaina Harinoro.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...