« PÔLE-EMPLOI JEUNES » « FARADOFAY : FANOMEZAN-DANJA NY SEHA-PIHARIANA HO AN’NY TANORA »

Fandaharan`asan`ny minisiteran`ny tanora sy ny fanatanjahantena izay tarihan` Andriamatoa Minisitra Tinoka Roberto ny fanohanana sy fiahiana ireo tanora eo amin`ny lafiny fandraharahana.

Nisitraka izany fanohanana manokana izany ireo tanora mivelona amin`ny seha-pihariana huitre ao Faradofay.

Naneho ny fahavononany tokoa ireo tanora ireo amin`ity fihariana ity ho fampivelarana ny sehatra ara-barotra ao amin`ny faritra misy azy sy ho mariky ny fanatanterahana ny Velirano izay miompana amin`ny fiarovana ny tontolo iainana.

« FORT-DAUPHIN – VALORISATION DE L’ENTREPRENEURIAT DES JEUNES »

Dans le cadre de la mise en œuvre de l’Initiative pour l’Emergence de Madagascar, le Ministère de la Jeunesse et des Sports appuie les projets des jeunes entrepreneurs à travers le programme, récemment lancé, appelé « pôle-emploi ».

Les jeunes ostréiculteurs de la Région Anosy ont également bénéficié de ce programme, et peuvent avancer dans l’exploitation de leurs produits. En retour, ils se porteront garants du développement de ce secteur et contribueront à la réalisation du programme de l’Emergence.