par Dir Com | Avr 20, 2023 | Dircom
Notanterahina tetsy amin’ny INSCAE 67Ha, ny 19 aprily 2023 ny kaonferansa momba ny » Fitantanana ny fanatanjahantena eo amin’ny sehatra avo lenta » , izay nokarakarain’ny « The Futur is feminine » Nisy ny fifanakalozan-kevitra tamin’ireo...
par Dir Com | Avr 18, 2023 | Dircom
Tonga niarahaba sy nirary soa an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin’izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Handball, Ramatoa RAHERIARIJAONA Regina Clarisse, ny 17 aprily 2023....
par Dir Com | Avr 17, 2023 | Dircom
Ho fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanantanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana, ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Fikambanambe Iraisam-pirenena momba ny Fahasalamana dia manasa antsika rehetra handray anjara amin’ny...
par Dir Com | Avr 17, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 15 aprily 2023 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Ambositra, Faritra Amoron’i Mania. Kianja mahazaka mpijery miisa 1000, ahitana efitra miisa 4 ho an’ny mpitsara sy ny mpilalao, ary toeram-pidiovana miisa 4 ho an’ny lahy...
par Dir Com | Avr 17, 2023 | Dircom
Notanterahina nandritra ny telo andro nanomboka ny 14 aprily tao am kianja mitafo Ankorondrano ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Judo. Ny sokajin-taona cadets sy junior lahy sy vavy no nanokatra ny fifaninanana . Ny sabotsy 15...