par Dir Com | Juin 20, 2023 | Dircom
Nigadona ny 18 jona 2023 ihany koa ireo andiany faharoa tamin’ireo atleta nisitraka fiofanana tany Chine izay fampanantenana nataon’ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena izay tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny...
par Dir Com | Juin 20, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 16 jona 2023, teny amin’ny kianja filalaovana tsipy kanetibe Ivato ny fanokafana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Haharitra telo andro ity fifaninanana ity. Tonga nanome voninahitra izany...
par Dir Com | Juin 20, 2023 | Dircom
Tonga soa amantsara eto an-tanindrazana ny 15 jona 2023 ireo andiany voalohany tamin’ireo atleta Malagasy nisitraka fiofanana tany Chine mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena. Mpiangaly ny taranja Atletisma miisa 15 sy ny taranja Haltérophilie miisa 14...
par Dir Com | Juin 16, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 15 jona 2023 ireo tompon’andraikitra avy amin’ny bureau mondial du scoutisme izay notarihan’ Andriamatoa Fréderic Tutu Kama-Kama, Directeur régional...
par Dir Com | Juin 13, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny delegasiona avy amin’ny Masoivohon’i Korea miasa sy monina eto Madagasikara sy ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Taekwondo, Andriamatoa RAMANANTSOA Christian, ny 12...