par Dir Com | Juil 21, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fihaonana tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina, ny 13 jolay 2023, ireo mpanazatra matihanina avy any Chine sy ireo Filohan’ny Federasiona amin’ireo taranja misitraka fiofanana izay tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny...
par Dir Com | Juil 21, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika ara-pomba ofisialy ny Préfet an’i Morondava sy ny Sekretera Jeneralin’ny Faritra Menabe ny delegasiona avy eto amin’ny Minisitera izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale Jeneraly misahana ny Tanora niaraka tamin’ireo...
par Dir Com | Juil 21, 2023 | Dircom
Araky ny toromarika avy amin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA dia tonga nidina ifotony any an-toerana ireo ekipan’ny Ministera izay notarihan’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, hijery ny fikarakarana...
par Dir Com | Juil 21, 2023 | Dircom
Nandray avy hatrany ireo mpanazatra matihanina avy any Chine izay notarihan’ny « Chargé d’Affaires » eo anivon’ny Masoivohon’i Chine miasa sy monina eto Madagasikara ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA,...
par Dir Com | Juil 21, 2023 | Dircom
Nigadona ny 11 jolay eto Antananarivo, ireo mpanazatra matihanina avy any Chine nafaran’ny fitondram-panjakana manokana izay tafiditra amin’ny fiaraha-miasa ara-teknika eo amin’ny firenena Sinoa-Malagasy. Taranja miisa efatra (4) no hisitraka izany...