par Dir Com | Nov 3, 2021 | Dircom
Nanomboka omaly 30 Octobra 2021, tamin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana na ny ASIEF 2021, izay atao ao Mahajanga mandritra ny 10 andro. Tonga nanome voninahitra izany ny Praiminisitra lehiben’ny...
par Dir Com | Oct 27, 2021 | Non classé
Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba ofisialy an’ Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena Ramatoa GUO Xiaomei, Masoivohon’i Chine eto Madagasikara ny 26 oktobra 2021 tao amin’ny biraony teto Ambohijatovo ....
par Dir Com | Oct 25, 2021 | Non classé
Nahafaly ahy ny nandray ireo tanora 7 hisolo tena an’i Madagasikara any Estonie amin’ny Fifaninanana iraisam-pirenena momba ny Robotika. Isaorana ny Stem 4 Good izay nampiray ireto tanora avy amin’ny faritra isan-karazany eto Madagasikara. Hanampy...
par Dir Com | Oct 25, 2021 | Non classé
Un Atelier virtuel a été organisé par l’Office des Nations Unies contre la drogue et le crime (ONUDC) avec le soutien de la Fédération Internationale de Football Association (FIFA) et du Comité International Olympique (CIO) qui a comme objectif de sensibiliser...
par Dir Com | Oct 18, 2021 | Non classé
Tontosa anio 15 Oktobra 2021 ny fifanaovan-tsoniam-piaraha- miasa eo amin’ny Malagasy RUGBY sy ny Ministeran’ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy. Tonga nanome voninahitra izany Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale jeneraly misahana ny Fanatanjahantena...