par Dir Com | Mar 28, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika am-panajana an’ Andriamatoa Andre Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny masoivohon’ny Japon miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa ABE Koji, ny faha 24 martsa 2023 tao Ambohijatovo. Niarahaba...
par Dir Com | Mar 28, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihina tamin’ny fomba fanajana an’ Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena ireo solontenan’ny Association MMA izay tarihin’ny Filohany, Andriamatoa Luc ANDRIAMABAHOAKA. Fanamafisana ny...
par Dir Com | Mar 28, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Lutte, Andriamatoa RAVELOSON Mamitiana, ny 24 martsa 2023....
par Dir Com | Mar 23, 2023 | Dircom
Tonga namaly ny fanasana avy amin’Andriamatoa Arnaud GUILLOIS, masoivohon’ny Frantsa monina sy miasa eto Madagasikara, izay nitsodrano ireo ekipa U18 avy amin’ny Association Terres en Mêlées izay hiatrika ny fifaninanana « Tournoi AROI » (Association...
par Dir Com | Mar 23, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny irakin’ny Filohan’ny Federasiona Frantsay ny taranja Handball, Andriamatoa Christophe Naal niaraka tamin’ny solotenan’ny Federasiona...