MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin’izao fandalovan’ ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany.

Nijery ny toerana malalaka manodidina ny kianja ihany koa  Andriamatoa Minisitra izay ho kasaina  hanorenana  kianja ho an’ny tennis, baskety ary Handball, izay mirefy 95 metatra ny lavany ary 34 metatra ny sakany.

Fitsidihana izay niarahana  tamin’ny talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ao an-toerana.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...