Fivoriana voalohany niarahan’i Ramatoa Minisitra tamin’ireo Talem-paritra 23

Ny Alatsinainy 17 Janoary no fivoriana voalohany tamin’ity taona ity niarahan’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson. sy ireo Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny Faritra 23.
Fotoana nanaovana tombana ny taona 2021, nanomezana ireo toromarika ho fanatsarana ny fomba fiasa ary nanomezana ireo laharam-pahamehana ny amin’ireo asa miandry.
Vonona avokoa ireo mpiara-miasa rehetra ato amin’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports , #DRJS hiatrika ity taonan’ny asa ity.
© VMJ Janv 2022

Autre Articles

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

FIARAHABANA AN'ATOA MINISITRA NOHO NY TAONA VAOVAO  Noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2025 dia tsy adinon'ireo staff eto anivon'ny MJS no niarahaba manokana an’Andriamatoa Minisitra MARSON MOUSTPHA Abdulah amin'ny maha Ray aman-dReny eto anivon'ny Ministera ny...