Fitsidihana tany Tsihombe Androy

Taorina ny nahenoana ny fisian’ny haintany tany amin’ny distrika Tsihombe dia tsy niandry ela, fa nialoha lalana ny Filoham-pirenena tany an-toerana ny Minisitry ny Tanora sy Fantanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto.
Ankoatra ireo fanampiana vonjimaika nentina hiatrehana ny zava-misy aty an-toerana izay nozaraina nandritra ny fandalavon’ny Filoham-pirenena ny 03/10/20 dia hametraka ivo-toerana fanjariana sakafo hiadiana amin’ny haintany ny fitondrana ankehitriny, tsy hadino ihany koa ny vahaolana maharitra hoan’ny rano fisotro madio izay anisany velirano nataon’ny Filoham-pirenena.
Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto amin’ny maha minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara ny tenany dia tsy mikely aina amin’ny fitadiavana vahaolana manoloana ireo olana misy aty Atsimo ary miezaka hatrany mijery ifotony ny zava-misy sy mitondra fanampiana ara-potoana. Na dia eo aza anefa ireo fiahina ara-tsôsialy ataony dia tsy ataony ambanin-javatra ihany koa ny fampiroboroboana ny tanora sy ny fanatanjahantena malagasy izay ministera tantaniny.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...