FIHAONAN’NY GOVERNEMANTA SY NY SOLOMBAVAM-BAHOAKA

Misy ny fihaonan’ireo Solombavam-bahoakan’i Madagasikara amin’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta izay tarihin’ny Praiminisitra, Andriamatoa Christian NTSAY nanomboka omaly 02 Desambra 2021 sy ny 03 Desambra 2021.

Mandritra izany roa andron’ ny fihaonana izany no hamaliana ireo fanontaniana mahakasika ny tatitra momba ny asa vita sy nampanantenaina ary koa ireo hetahetan’ny vahoaka, indrindra ny mahakasika ny tanora isam-paritra.

Miatrika izany avokoa ireo mpikambana rehetra mandrafitra ny Governemanta ary anisan’izany ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora, Ramatoa Juliana RATOVOSON.

#MJS #jeunessemadagasikara

 

Autre Articles

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

FIARAHABANA AN'ATOA MINISITRA NOHO NY TAONA VAOVAO  Noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2025 dia tsy adinon'ireo staff eto anivon'ny MJS no niarahaba manokana an’Andriamatoa Minisitra MARSON MOUSTPHA Abdulah amin'ny maha Ray aman-dReny eto anivon'ny Ministera ny...

FANATSARANA NY FAHASALAMAN’NY TANORA

FANATSARANA NY FAHASALAMAN’NY TANORA

Amin'ity taona 2022 ity dia hatomboka any amin'ny Faritra Ihorombe, Menabe ary Alaotra Mangoro ny fijerena sy fanaraha-maso ny fahasalaman'ireo Tanora. Noho izany dia notontosaina io maraina io teny amin'ny Centre d'Infectiologie Charles Merieux Ankatso ny...

MAISON DES JEUNES ANOSIBE ANALA

MAISON DES JEUNES ANOSIBE ANALA

SOKAFANA INDRAY AO ANATIN'NY FIFANDRIMBONAN'NY TANORA Manana Maison des Jeunes ny tanora ao an'Anosibe an'Ala saingy fsy nisitraka izany ireo tanora noho izy zary lasa fitoeran'entana efa simba sy lao efa an-taonany maro. Mandritra izao fandalovan'i Minsitra lefitra...