Fihaonan’ny Barea sy ny Elefantan’i Cote d’Ivoire :efa tonga ao Abidjan avokoa ireo mpilalao rehetra

Efa tonga soa amantsara any Abijan (renivohitr’i Côte d’ivoire) avokoa ireo mpilalao Barea izay voaantso amin’izao andro fahatelo hiadina ny tapakila ahafahana handray anjara amin’ny CAN izao.

Araka ny fizaham-pahasalamana natao dia i Abel Anicet no tsy afaka nihazo ireo namany nohon’ny valin’ny fitiliana natao ka nahita fa mitondra ny tsimok’aretina Covid-19 izy.

<--more p!!>

Na dia izany aza dia efa vonona tanteraka ny Barea ary nametraka paik’ady vaovao hiatrehanana an’ity lalao ity ny mpanazatra Nicolas Dupuis.

Tsara ho fantatra ihany koa fa naroso amin’ny 04 Ora tolak’andro ny lalao raha tokony ho tamin’ny 07 Ora hariva

Alefa Barea

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...