Fihaonan’ireo iraka avy amin’ny Ministera sy ireo tanora mpitarika avy ao amin’ny distrikan’Ifanadiana

Nihaona tamin’ireo tanora mpitarika ato amin’ny Distrikan’i Ifanadiana ireo iraka avy amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Fotoana izay nahafahana namantatra ny olana iainan’izy ireo na eo amin’ny lafiny fitarihana na eo amin’ny lafiny arak’asa.Nandroso vahaolana ny minisitera amin’ny famelabelarana ireo paikady amin’ny fampiharana ny veliranon’ny tanora,anisan’izany fandaharan’asa Pôle emploi jeune, ny Youthconnekt sy ny maro hafa.Nohararaotina nandritr’ity fihaonana ity ihany koa ny fanomezana toro-lalana ho azy ireo,sy ny fampitàna ireo hafatra avy tamin’ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...