Fifanitsanana CAN;niainga ny delegasiona voalohan’ny BAREA nihazo an’i ABIDJAN amin’ny fihaonana amin’ny Elefanta

Niainga anio tolakandro ny delegasionina malagasy voalohany hihazo an’i Abidjan.

Ny mpilalao rehetra hafa dia hanainga rahapitso any amin’ny toerana misy azy ireo tsirairay avy.

Tsy maintsy ao anaty fanajana tanteraka ny fepetra ara-pahasalamana no anatanterahana ny fandehanana ka anisan’izany ny fanaovana test PCR ny Covid19 ao anatin’ny 72 ora alohan’ny fiaingana sy fanavaozana izany rehefa tonga any an-toerana, ary ny fananana ny taratasy fahazoandalana rehetra.

Izao fampivondronana izao no tanteraka dia noho ny fametrahan’ny Fitondram-panjakana ny tontolon’ny fanatanjahan-tena ho anisany laharam-pahamehana izay isaorana ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sy ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena, Atoa TINOKA Roberto, miaramisalahy amin’ny fampandrosoana ny fanatanjahan-tena malagasy izany.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...