FIFANINANANA TSIPY KANETIBE « GRAND OPEN ANALAMANGA »

Taorian’ny fitokanana ny kianja manarapenitra filalaovana tsipy kanetibe  » FITARATRA 2023″, tao Tongarivo, kaomina Tanjombato, ny zoma lasa teo dia nisy avy hatrany ny fifaninanana « Festival de Pétanque Grand Open Analamanga ».

Niisa 252 ireo ekipa olona telo miaraka na « triplettes » nandray anjara tamin’ny fifaninanana izay avy any amin’ny lafivalon’ny Nosy.

Notanterahina androany Alahady 22 Aogositra 2021 ny lalao famaranana ity fifaninanana ity ka tonga nanome voninahitra izany Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny Governoran’ ny Faritra Anlamanga, ny Solombavambahoakan’Atsimondrano, sy ireo manam-pahefana isan-tsokajiny.

Ny Minisitra no nanokatra ny lalao famaranana tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alalan’ny fanipazana ny « bouchon », ary nitso-drano ny mpilalao rehetra.

Taorian’ny fifaninanana dia nisy ny fizarana ireo loka ho an’ny mpandresy.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...