Fifampizarana sy ady hevitra mahakasika ny fandraharahana sy fiarovana ny asan’ny tanora

Notanterahina ny zoma lasa teo ny kaonferansa arahina adi-hevitra mahakasika ny fandraharana sy ny fiarovana ny asan’ny tanora, hetsika izay tafiditra tao anatin’ny herinandro maneran-tany ho amin’ny fandraharana na ny « Global Entrepreneurship Week GEW ». Mahatratra 60% ny asa fandraharahan’ny tanora nikatona noho ny aretina Covid-19, nisy koa anefa ny vaovao niforona ihany koa . Miova arak’izany ny fomba fiasa izay ilaina paikady vaovao sy tohana mifanaraka amin’izany.

Ho fanampiana ny tanora hiarina manoloana ny Covid 19 no antony nikarakarakaran’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny PNUD ity hetsika ity izay nampivondronana ireto mpandraharaha, mpitaiza tanora, manam-pahaizana manokana ireto araka ny fomba fijery #YouthConnekt,nahitana ny avy tao amin’ny:- Fonds Malgache de Formation Professionnelle – Nexta,- EDBM- le Ceentre- GEN- jeune entrepreneur.Hetsika izay notarihin’ny tale jeneralin’ny tanora

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...