Fidinana any amin’ny Faritra Androy izay tarihin’ny Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora, ho fanomezana tosika ireo Taniketsan’ny tanora mpandraharaha

Ho fampiharana ny paik’ady vaovao hitsinjovana ireo tanora, izay napetraky ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto, dia manatanteraka fidinana ifotony aty amin’ny Faritra Androy ny delegasiona izay tarihin’ny Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora, ho fanomezana tosika ireo Taniketsan’ny tanora mpandraharaha, ny alarobia 21 oktobra 2020 . Nisy ny fihaonana savaranonando sy fampahafantarana ireo drafitrasa natao niaraka tamin’ ny fitaleavam-paritra taty an-toerana.Taorinan’izay dia nihaona mivantana tamin’Atoa Governora sy tamin’ireo manam-pahefana isan-tsokajiny ireto iraky ny ministeran’ny tanora sy ny fanatanjahantena ireto.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...