Fiarahabana sy firariantsoa nataon’ireo mpiara-miasa an’i Ramatoa Minisitra lefitra

Tonga niarahaba tratry ny taona sy nitondra firariantsoa an’i Ramatoa RATOVOSON Juliana, Minisitra lefitra misahana ny Tanora, ireo solontenan’ny mpiara-miasa eto amin’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports izay notarihin’ny Sekretera Jeneraly.
Nankasitraka izany ny Minisitra lefitra ary nanolotra teny firarian-tsoa ombam-pahombiazana ho an’ny mpiara-miasa rehetra.
© VMJ Janv 2022

Autre Articles

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

FIARAHABANA AN'ATOA MINISITRA NOHO NY TAONA VAOVAO  Noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2025 dia tsy adinon'ireo staff eto anivon'ny MJS no niarahaba manokana an’Andriamatoa Minisitra MARSON MOUSTPHA Abdulah amin'ny maha Ray aman-dReny eto anivon'ny Ministera ny...