FIARAHA-MIASA MJS- UNFPA

✴Nahazo fampitaovana MOTO CROSS miisa 1️⃣2️⃣ ny Ministère de la Jeunesse et des Sports avy amin’ny UNFPA Madagascar ho fanamorana ny fidinana ifotony atao ho fampiroboroboana ny Tanora.
✴Ireo Moto ireo dia omena iasana amin’ny Maison des Jeunes any amin’ireto Faritra manaraka ireto:
✴Ny Fampitaovana dia anisan’ny paikady enti-manatratra tanjona ho an’i Ramatoa Minisitra Lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson. , izay ankasitrahana azy angady nananana izao fahazoana #Moto izao.
✴Misaotra ny @UNFPA manohana hatrany ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.
🙏🙏🙏🙏
© VMJ Janv 2022

Autre Articles

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

FIARAHABANA AN'ATOA MINISITRA NOHO NY TAONA VAOVAO  Noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2025 dia tsy adinon'ireo staff eto anivon'ny MJS no niarahaba manokana an’Andriamatoa Minisitra MARSON MOUSTPHA Abdulah amin'ny maha Ray aman-dReny eto anivon'ny Ministera ny...