FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY « PROJET TANORA »

Natomboka androany 3 Septambra 2021 tamin’ny fomba ofisialy ny « Projet Tanora », tetikasa natao hamolavolana ny tanora ho mpitondra fiovana amin’ny alalan’ny fampiofanana sy fampananan’asa ireo tanora eny amin’ny toerana marefo sy faritra iva eto Antananarivo.

Tsy latsa-danja amin’izany ihany koa ny tohana ho an’ny tetikasan’ny tanora ary ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo fikambanana misehatra ho an’ny tanora.

Ity Tetikasa ity dia tafiditra ao anatin’ny fandaharanasan’ny ASMAE MADAGASIKARA. Miisa 300 ireo tanora sy Ray aman-dReny hisitraka ny tetikasa eto am-panombohana.

« Pour une jeunesse actrice du changement »

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...