FANDRAKOFANA ALA AN’I MADAGASIKARA

Ny faha 19 Janoary 2022 no nosokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2022 izay natao tao amin’ny Distrikan’i Mahanoro, teo ambany fitarihin’ny Minisitry ny tontolo iainana Baomiavotse Vahinala Raharinirina, MEDD izay nisolo tena ny Filoham-Pirenena Andry Rajoelina.
🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳🌳
Nandray anjara tamin’izany fambolen-kazo izany ny Ministère de la Jeunesse et des Sports ka nahitana ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson., ireo STAFF sy mpiara-miasa ao amin’ny Ministera foibe, ny Centre Regional De La Jeunesse Et Des Sports CJST Toamasina, ary ireo avy amin’ny Maison des Jeunes Mahanoro sy DRJS Analanjirôfo.
🍀☘🍀☘🍀☘🍀☘🍀☘🍀☘🍀☘🍀☘
Ny fanokafana ny fambolen-kazo no tontosa tany Mahanoro, fa ny adidy amin’ny fandrakofana ala an’i Madagasikara dia hanentanana ny TANORA rehetra ny fandraisana anjara mavitrika amin’izany.
© VMJ Janv 2022

Autre Articles

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

FIARAHABANA AN'ATOA MINISITRA NOHO NY TAONA VAOVAO  Noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2025 dia tsy adinon'ireo staff eto anivon'ny MJS no niarahaba manokana an’Andriamatoa Minisitra MARSON MOUSTPHA Abdulah amin'ny maha Ray aman-dReny eto anivon'ny Ministera ny...

FANATSARANA NY FAHASALAMAN’NY TANORA

FANATSARANA NY FAHASALAMAN’NY TANORA

Amin'ity taona 2022 ity dia hatomboka any amin'ny Faritra Ihorombe, Menabe ary Alaotra Mangoro ny fijerena sy fanaraha-maso ny fahasalaman'ireo Tanora. Noho izany dia notontosaina io maraina io teny amin'ny Centre d'Infectiologie Charles Merieux Ankatso ny...

MAISON DES JEUNES ANOSIBE ANALA

MAISON DES JEUNES ANOSIBE ANALA

SOKAFANA INDRAY AO ANATIN'NY FIFANDRIMBONAN'NY TANORA Manana Maison des Jeunes ny tanora ao an'Anosibe an'Ala saingy fsy nisitraka izany ireo tanora noho izy zary lasa fitoeran'entana efa simba sy lao efa an-taonany maro. Mandritra izao fandalovan'i Minsitra lefitra...