Arakan’ny fanamby napetraky ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto,amin’ny fanatanterahana ny veliranon’ny Filoham-pirenena mahakasika ny fizakan-tena sy fampananana asa ho an’ny tanora izay fanoitry ny fampandrosoana dia tanora miisa 300 no navoaka tamin’ny fomba ofisialy omaly Asabotsy 14 Novambra 2020 rehefa avy nahavita fiofanana nandritra ny 9 volana tato amin’ny CRJS Toamasina. Samy manana ny sampam-mpianarana nataony izy ireo,ao ny : fanjairana, ny informatique, ny mécanique automobile, ny mécanique générale. Nisolotena andriamatoa minisitra aty an-toerana ny tale jeneraly ny tanora.
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







