Nametraka ara-pomba ôfisialy an’ireo Ben’ny tanàna rehetra lany voafidy tato amin’ny distrikan’i Ampanihy ny Minisitry ny tanora sy fantanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto,ny Asabotsy 07/11/20 lasa teo.Hiara-miasa isika hoy andriamatoa Minisitra nandritra ny lahateniny, tsy misy hatao tombo sy hala fa hitovy avokoa ny fanampiana izay homena, ny tanjona dia ny fampandrosoana ny tanàna ka mila apetraka tsara ny fangaraharana eo amin’ny fitantanana.Famahana ireo olana mianjady amin’ny vahoaka no hatao laharam-pahamehana.
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







