Nanatanteraka ny fametrahana ara-pomba ôfisialy ireo Ben’ny tanàna miisa valo (8) voafidy tato amin’ny distrikan’i Beroroha ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto ny Alakamisy 15/10/20 lasa teo.
Ambetitenin’Atoa Minisitra nandritra ny fametahana ny samboadin’ireto Ben’ny tanàna ireto ny fametrahana fitantanana madio sy mangaraharaha ary ny fitsinjovana ny vahoaka.Tanjona hatrany ny fanatratrarana ireo veliranon’ny Filoham-pirenena.Tamin’ity fidinana ifotony ity ihany koa no nanambaran’Atoa Minisitra ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly tsy andoavam-bola.
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







