Tonga nametraka ara-pomba ôfisialy an’ireo Ben’ny tanàna voafidy tato amin’ny distrikan’i betroka,ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto,anio 27/10/20.Nangetaheta fiovana isika hoy andriamatoa Minisitra ka tsy ho nofy intsony izany,porofo mivaingana ny fahatongavan’ny solotenan’ny fitondrana manao an’izao hetsika izao,tsy ho lazaina intsony fanamboarana ny lalam-pirenena faha 13 izay nolazain’ny Filoham-pirenena.Samy hahazo anjara fampandroasana avy ny kaominana rehetra hoy hatrany andriamatoa minisitra ary fitantanana madio sy mangaraharaha no takiana amintsika.
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







