Fametrahana am-pomba ofisialy ireo ben’ny Tanana voafidy tao amin’ny distrikan’I Sakaraha

Feno haravoana i Sakaraha,tafahaona ny tia sy ny manina.Tonga ny Tompon-tanàna!

Nametraka ara-pomba ôfisialy ireo Ben’ny tanàna voafidy tato amin’ny Distrikan’i Sakaraha,ny Minisitry tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny faritanin’i Toliara, Atoa TINOKA Roberto, anio 31/10/20.Nafonja ny hafatra noentin’Atoa Minisitra ny amin’ny fitsinjovana ny vahoaka sy ny fitantanana madio sy mangarahara mba hisian’ny fampandrosoana lovain-jafy.Tsara ho fantatra fa vato nosondrotry ny tany teto Sakaraha andriamatoa Minisitra ary efa Ben’ny tanàna teto ihany koa.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...