FAHAIZA-MIAINA ENTINA MIATRIKA NY FIAINANA NANAMPY POOL DE FORMATEURS LIFE SKILLS

⭐Arahabaina ireo Mpampiofana vaovao ny « Life Skills » eto amin’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports , misalotra ny anarana « Fanamby » nahavita soa ny fiofanana, ny Zoma 21 Janoary 2022.
⭐Mirary soa azy ireo hahavita ny andraikiny amin’ny fanabeazana sy fanofanana ny Tanora manerana ny Madagasikara, izay isan’ny fanamby napetraka ho amin’ny fizakan-tenan’ny tanora.
⭐Mankasitraka ny UNICEF tamin’ny fanohanana nahatontosana izao.
© VMJ Janv 2022

Autre Articles

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

FIARAHABANA AN'ATOA MINISITRA NOHO NY TAONA VAOVAO  Noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2025 dia tsy adinon'ireo staff eto anivon'ny MJS no niarahaba manokana an’Andriamatoa Minisitra MARSON MOUSTPHA Abdulah amin'ny maha Ray aman-dReny eto anivon'ny Ministera ny...