| Tanora miisa 310 ao amin’ny renivohi-paritr’i Diana no misitraka fampiofanana « Informatique » izay karakarain’ny Conseil Communal de la Jeunesse Antsiranana. Tonga nijery ifotony izany ny mpikambana amin’ny Kabinetran’ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora, Atoa Mahery Ramanantoanina, ka nitondra fampitaovana sy nankahery ireo tanora.
Ankasitrahana ny CCJ Antsiranana, loha-laharana hatrany amin’ny fampandrosoana ny tanora . #MJS #jeunessemadagasikara #DGJ #DRJS #CCJ
|
Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao
FIARAHABANA AN'ATOA MINISITRA NOHO NY TAONA VAOVAO Noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2025 dia tsy adinon'ireo staff eto anivon'ny MJS no niarahaba manokana an’Andriamatoa Minisitra MARSON MOUSTPHA Abdulah amin'ny maha Ray aman-dReny eto anivon'ny Ministera ny...












