par Dir Com | Sep 1, 2021 | Non classé
Anio 31 Aogositra 2021 no notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny ivon-toerana I-TAFA etsy Ambohijatovo ambony. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ramatoa...
par Dir Com | Sep 1, 2021 | Non classé
Taorian’ny fitsidihana sy fijerena nataon’ny teknisianina avy ao amin’ny Kaofederasiona Afrikanina ny baolina kitra (CAF) dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI Hawel. Nambarany...
par Dir Com | Août 30, 2021 | Non classé
Nanohy ny fidinana ifotony tany Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro toy izay efa nataony tany amin’ireo faritra hafa ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora, Ramatoa Juliana RATOVOSON, anio 28 Aogositra 2021. Nandritra ny fandalovany dia nisy ny fihaonany...
par Dir Com | Août 30, 2021 | Non classé
Nisy ny fampiofanana ireo tanora izay natao tao amin’ny Centre Regionale de la Jeunesse et des Sports (CRJS) Toamasina izay nifarana anio 27 Aogositra 2021. Nandritra ny fidinana ifotony izay notanterahin-dRamatoa Juliana RATOVOSON Minisitra lefitra,Anio zoma 27...
par Dir Com | Août 30, 2021 | Non classé
Feno ny fandaharam-potoana nentina namaranana ny fidinana ifotony izay nataon-dRamatoa Juliana RATOVOSON, Minisitra lefitra misahana ny tanora tao Maroantsetra. Nisy ny dinika niarahany tamin’ireo Ben’ny Tanana rehetra miisa 20 mandrafitra ny...