par Dir Com | Oct 8, 2021 | Non classé
Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan’ireo fampanantenana nataon’ny Filoha Andry...
par Dir Com | Oct 5, 2021 | Non classé
Ny faha 5 Oktobra hatramin’ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin’ny fifaninanana tetikasa mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa « Hackathon » #Hack4peace. Antsoina noho izany ireo tanora ao...
par Dir Com | Oct 4, 2021 | Non classé
Notontosaina androany 2 Octobra 2021 ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara 2021 lehilahy sy vehivavy teo amin’ny taranja basikety. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Tale Jeneralin’ny Fanatanjahantena, Ramatoa Rosa...
par Dir Com | Sep 28, 2021 | Non classé
Ce dimanche 26 Septembre 2021 une cérémonie de remise de certificat et attestation a eu lieu. Le Ministre de la Jeunesse et des Sports Monsieur MAMOD’ALI Hawel a été représenté par Monsieur Gaël ANDRIAMALAZAVOLA Directeur du Sport – Santé et Développement...
par Dir Com | Sep 28, 2021 | Non classé
Tonga nitsidika ny fitaleovam-paritry ny tanora sy ny fanatanjahantena ao Menabe ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel sy ny mpiara-miasa eo anivon’ny ministera foibe. Nandritra izao fandalovany izao dia nitafatafa...
par Dir Com | Sep 27, 2021 | Non classé
Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin’ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Volley-ball. Ny Stef’Auto avy ao Toamasina teo amin’ny...