par Dir Com | Mar 15, 2021 | Non classé
Notanterahina anio 15 Martsa 2021 ny fivoriana virtoaly voalohany teo amin’ny Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena miaraka amin’ireo Fitaleovam-paritra ny Tanora sy ny Fanatanjahantena manerana ny faritra 22. Tanjona tamin’ity fivoriana ity ny...
par Dir Com | Mar 15, 2021 | Non classé
Nandritra ny iraka izay nataon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao Antsiranana dia tsy nanadino nitafatafa tamin’ny mpianatry ny Oniversite eto Antsiranana i Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora Juliana Ratovoson. Izany fihaonana...
par Dir Com | Mar 12, 2021 | Non classé
Tratra ny Tanjona. Lasa modely alain-tahaka ho an’ny tanora ao Antsiranana ankehitriny i Viviane Raharimanana, ilay Mpandraharaha tanora mpanorina ny ivon-toerana fampianarana sy famolavolana ireo tanora marefo monina ao amin’ny « Verrerie » ao...
par Dir Com | Mar 12, 2021 | Non classé
Omaly 11 martsa 2021, dia nanatanteraka fitsidihana ny centre des jeunes Tavandra tao Antsiranana ,Ramatoa Juliana RATOVOSON Tale Jeneraly misahana ny tanora. Ity ivon-toerana ity izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...
par Dir Com | Mar 11, 2021 | Non classé
Tonga nijery ny fizotrin’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao amin’ny fokontany Ambohimitsinjo, commune ambonivohitra Antsiranana, distrika Antsiranana I ny delegasiona avy ao amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...
par Dir Com | Mar 10, 2021 | Non classé
Ny » E-Toolia » dia tranokala iray izay novokarin’ny EDBM ho fanampiana ireo tanora sy vehivavy mpandraharaha. Tao aorian’ny fampahafantarana sy fanolorana ity farany taty Antananarivo ny herinandro lasa izay, dia notontosaina tao amin’ny « Alliance...