par dsimjs | Nov 10, 2021 | Non classé
MINISTRY NY JONO SY HARENA MANGA ARY NY MINISTRA LEFITRA MISAHANA NY TANORA MAMETRAKA PAIK’ADY IOMBONANA HANOMEZANA ASA NY TANORA Manana harena miafina azo hanasoavana ny mponina ao aminy indrindra ny tanora isika malagasy indrindra ho an’ireo izay monina amin’ny...
par dsimjs | Nov 9, 2021 | Non classé
FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY GEW NAHASARIKA TANORA MAROBE NY HETSIKA SY NY FIZARAN’IREO MINISTRA Nahasarika tanora marobe mpandraharaha na ireo tsy mbola ao anatiny ny hetsika fankalazana amin’ny fomba ofisialy ny « Herinandro maneran-tany natokana ho an’ny...
par Dir Com | Nov 8, 2021 | Non classé
Nidina ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao Brickaville indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa Hawel MAMOD’ALI anio 6 Novambra 2021. Hita arak’izany fa mandeha ny asa ary nohamafisina ny...
par Dir Com | Nov 8, 2021 | Non classé
Nanohy ny fidinana ifotony teto Ambatondrazaka ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Hawel MAMOD’ALI, anio 05 Novambra 2021. Nanao fitsidihana ara-teknika ny Kianja Manarapenitra Andriamatoa Minisitra nandritra izany, ary notronin’ireo...
par Dir Com | Nov 3, 2021 | Non classé
Tonga nanatrika ny kongresy nasionalin’ny Paramed tany Morondava niaraka tamin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI, indrindra amin’ny maha Minisitra COACH MENABE ny tenany. Tonga...
par Dir Com | Oct 27, 2021 | Non classé
Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba ofisialy an’ Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena Ramatoa GUO Xiaomei, Masoivohon’i Chine eto Madagasikara ny 26 oktobra 2021 tao amin’ny biraony teto Ambohijatovo ....