par Dir Com | Juil 8, 2021 | Non classé
Taorian’ny nahavoafidy an’Andriamatoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO ho filohan’ny fikambanamben’ ny Judo eto Afrika no sady filoha lefitry ny federasiona iraisam-pirenena ny Judo ,dia notsenain’ny vahoakan’i TOLIARA tamin’ny...
par Dir Com | Juil 7, 2021 | Non classé
Nanokana fotoana ihainoana ny tanora Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto nandritra ny fandalovany tao amin’ny tranoben’ny tanora. Afaka naneho ny heviny araka izany ireo tanora, nitondra ny fitarainana ny amin’ny olana mianjady amin’izy ireo...
par Dir Com | Juil 6, 2021 | Non classé
Nandritra ny fidinana ifotony izay nataon’ Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena TINOKA Roberto tao amin’ny renivohi-paritra DIANA dia tontosa ny alatsinainy 5 Jolay 2021 ny fanolorana « Dortoir » misy fandriana 18 ho an’ny...
par Dir Com | Juil 5, 2021 | Non classé
Anjaran’ny Tanora tao Diego indray no nanaovana ny fanentanana mahakasika ny U-report izay niarahana tamin’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora eo anivon’ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Ramatoa Juliana RATOVOSON anio Alahady 4...
par Dir Com | Juil 5, 2021 | Non classé
Nandritra ny fidinana ifotony nataon’ AndriamatoaTINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora syny Fanatanjahantena ao amin’ny Faritra Diana dia tonga nijery ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao Diego Suarezny tenany omaly...
par Dir Com | Juil 5, 2021 | Non classé
Tsara ny vokatra ho an’i Madagasikara eo amin’ny fifaninanana amin’ny taranja Rugby izay atao any Nairobi, Kenya satria dia nahazo fandresena izy ireo tamin’ny lalao voalohany natao androany. Teo amin’ny « Rugby...