par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Misy ny fihaonan’ireo Solombavam-bahoakan’i Madagasikara amin’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta izay tarihin’ny Praiminisitra, Andriamatoa Christian NTSAY nanomboka omaly 02 Desambra 2021 sy ny 03 Desambra 2021. Mandritra izany roa...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Nanomboka ny taona 2017 i Madagasikara no niatrika voalohany ny Fihaonana antampon’ny YouthConnekt Africa. Hatramin’izao dia miezaka sy tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana malagasy sy ireo mpiara-miombon’antoka mikatsaka mandrankariva ny fomba...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Tanora miisa 310 ao amin’ny renivohi-paritr’i Diana no misitraka fampiofanana « Informatique » izay karakarain’ny Conseil Communal de la Jeunesse Antsiranana. Tonga nijery ifotony izany ny mpikambana amin’ny Kabinetran’ny Minisitra...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Atrikasa mahakasika ny Fankatoavana ny tari-dalana sy fitaovana fanofanana Tanora momba ny hay-taky sy ny hay-tarika ary Fitantanana sy Fampiroboroboana Tetikasa no notanterahina tetsy amin’ny Hotel Colbert ny 25 Novambra 2021 lasa teo. Notontosaina izany mba...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Natomboka androany faha 18 Novambra 2021 ka haharitra 2 andro ny atrikasa momba ny fampiroboroboana ny fandraisana anjaran’ny tanora eo amin’ny sehatra politika sy fitantanana ny raharaham-panjakana. Mpiantsehatra maro isantsokajiny no hita ao...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Natomboka androany faha 18 Novambra 2021 ka haharitra 2 andro ny atrikasa momba ny fampiroboroboana ny fandraisana anjaran’ny tanora eo amin’ny sehatra politika sy fitantanana ny raharaham-panjakana. Mpiantsehatra maro isantsokajiny no hita ao...