par celcom | Mar 8, 2022 | Jeunesse
Ny faha 19 Janoary 2022 no nosokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2022 izay natao tao amin’ny Distrikan’i Mahanoro, teo ambany fitarihin’ny Minisitry ny tontolo iainana Baomiavotse Vahinala Raharinirina, MEDD izay nisolo tena...
par celcom | Mar 8, 2022 | Jeunesse
Tonga niarahaba tratry ny taona sy nitondra firariantsoa an’i Ramatoa RATOVOSON Juliana, Minisitra lefitra misahana ny Tanora, ireo solontenan’ny mpiara-miasa eto amin’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports izay notarihin’ny Sekretera...
par celcom | Mar 8, 2022 | Jeunesse
Ny Alatsinainy 17 Janoary no fivoriana voalohany tamin’ity taona ity niarahan’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson. sy ireo Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny Faritra 23. Fotoana nanaovana tombana ny taona...
par celcom | Mar 8, 2022 | Jeunesse
Androany dia nisy ny fivoriana izay nihaonan-dRamatoa Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, Juliana RATOVOSON, tamin’ireo solontenan’ny fikambanan’ny Tanora manerana ny nosy. Nandritra izany no nanomezany ireo toromarika samihafa izay mahakasika ny...
par celcom | Mar 7, 2022 | Jeunesse
Nanatontosa fitsidihana ara-pomba fanajana an-dRamatoa RATOVOSON Tahina Juliana, Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, Andriamatoa Chasper Sarott, masoivohon’ny firenena Suisse eto Madagasikara, ny alakamisy faha 13 janoary 2022. Ankoatra ny fifampiarahabana...
par celcom | Mar 7, 2022 | Jeunesse
MANATEVIN-DAHARANA IREO « POOL DE FORMATEURS » EFA NISY HATRIZAY Iray amin’ireo fandaharanasa entina manabe ny Tanora ny « Life Skills »na ny Fahaiza-miaina entina miatrika ny fiainana. Ny taona 2007 ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena no namolavola ny...