
AKON’NY DIAN’NY MINISITRA TAO FIANARANTSOA
Mitohy ny fidinana ifotony. Mandalo ao Fianarantsoa indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany.
Mitohy ny fidinana ifotony. Mandalo ao Fianarantsoa indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany.
Tao Manakara sy Vohipeno no namaranan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI ny diany tamin’ny Faritra VATOVAVY sy FITOVINANY.
Nandalo tao Mananjary ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany.
Tontosa teo anivon’ny Fitaleavam-paritra Menabe ny fifantenana ireo taranja atripanofanana (modules) ho entina mampianatra eo amin’ny sekolin’ny fanatanjahantena fototra, niarahan’ny ANS (Académie Nationale des Sports), […]
Miatrika avy hatrany ny asa fanatanterahana ireo vina ho an’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ao amin’ny Faritra Menabe ireo iraka manokan’Atoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny […]
Copyright © DSI 2025