
AKON’NY DIAN’NY MINISITRA TAO AMIN’NY DISTRIKAN’I BENENITRA
Namangy ny distrikan’i Benenitra indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany. Anisan’ny district sahirana ary saika tsy misy mpandalo.
Namangy ny distrikan’i Benenitra indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany. Anisan’ny district sahirana ary saika tsy misy mpandalo.
Tao aorian’Ankazoabo, dia nandalo Sakaraha sy ny Kaominina Bezaha ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany.
Na dia teo aza ny andro ratsy dia nitohy hatrany ny fitsidiham-paritra nataon’i Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI.
Araka ny toromarika nomen’Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena mahakasika ny fitantanana mahomby ireo foto-drafitrasa ho an’ny fanatanjahantena, dia nanatanteraka dinika sy […]
Nandalo tao @ faritra Ihorombe ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI. Isaorana ireo tompon’andraikitra maro samihafa teo an-toerana tamin’ny fandraisana.
Copyright © DSI 2025