
FENOARIVO ATSINANANA : FITOKANANA NY KIANJA MANARA-PENITRA TAO SAHAVOLA
Notanterahina ny 19 Martsa 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjirofo.
Notanterahina ny 19 Martsa 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjirofo.
Tonga teny Mahamasina nanome voninahitra ny lanonana fankalazana ny 8 martsa izay niarahana tamin’ny Federasiona Malagasy ny taranja Basketball, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora […]
Tsy nataon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ambanin-javatra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan’ny vehivavy na ny 8 Mars, izay andro fankalazana izany. Ao amin’ny […]
Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny andron’ny vehivavy 08 Martsa 2022 izao, dia nisy ny « match de GALA » izay notanterahina ny 6 Martsa 2022, izay natao […]
Tanteraka ny faha 6 Martsa 2022, tao amin’ny Akademia Nasionalin’ny Fanatanjahantena (ANS) Ampefiloha, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Kick Boxing.
Copyright © DSI 2025