par Dir Com | Fév 18, 2022 | Dircom
Miatrika avy hatrany ny asa fanatanterahana ireo vina ho an’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ao amin’ny Faritra Menabe ireo iraka manokan’Atoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Teknisiana tarihin’Atoa RALAIVAO...
par Dir Com | Fév 18, 2022 | Dircom
Tonga nanampy ireo faritra nandalovan’ny rivodoza Batsirai ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel Mamod’Ali sy ny ekipany, indrindra hijery manokana ireo mpiara-miasa eny @ sampan-draharahan’ny MJS eny an-toerana. Eto IFANADIANA izay...
par Dir Com | Fév 14, 2022 | Dircom
Nandritry ny fandalovan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanantanjahantena, Atoa MAMOD’ALI Hawel, tao Morondava, dia nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manara-penitra ny tenany. Hiroso tsy ho ela amin’ny fametahana ireo « Tapis » ny asa, ary nanamafy...
par Dir Com | Fév 14, 2022 | Dircom
Araka ny toromarika avy amin’ny Filoham-pirenena, Atoa Andry RAJOELINA, mahakasika ny fijerena isam-paritra ireo voina naterakin’ny rivo-doza BATSIRAI, dia nidina avy hatrany aty Morondava, renivohim-paritra Menabe, ny Minisitrin’ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Fév 7, 2022 | Dircom
Misolo tena antsika Malagasy any amin’ny Jeux Olympiques d’hiver izay atao any Pékin, i Mialitiana Clerc sy Mathieu Neumuller. Taranja Ski Alpin no handraisan’izy mianadahy anjara mandritra ity fifaninanana iraisam-pirenena ity. Mankahery azy ireo...
par Dir Com | Fév 2, 2022 | Dircom
Notolorana ny Vatsy tsinjo ireo fianakaviana tra-boina tao Toamasina noho ny voina nahazo azy ireo taorian’ny fandalovan’ny andro ratsy « ANA ». Ho fiomanana amin’ny fiatrehana ny fiavian’ny rivo-doza « Batsirai » izay manambana ny faritra maro eto...