par Dir Com | Fév 24, 2022 | Dircom
Araka ny toromarika nomen’Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena mahakasika ny fitantanana mahomby ireo foto-drafitrasa ho an’ny fanatanjahantena, dia nanatanteraka dinika sy fiaraha-mamolavola ny paika entina hiatrehana izany ireo...
par Dir Com | Fév 24, 2022 | Dircom
Nandalo tao @ faritra Ihorombe ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI. Isaorana ireo tompon’andraikitra maro samihafa teo an-toerana tamin’ny fandraisana. Nijery ireo fotodrafitrasa izy ary nanamafy ny tokony ahavitana ireo stade sy...
par Dir Com | Fév 24, 2022 | Dircom
Mitohy ny fidinana ifotony. Mandalo ao Fianarantsoa indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany. Tao anatin’izany dia nihaino ny hetahetan’ny mpiara-miasa, nijery ireo fotodrafitrasa mila fanamboarana. Noho izany, dia...
par Dir Com | Fév 21, 2022 | Dircom
Tao Manakara sy Vohipeno no namaranan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI ny diany tamin’ny Faritra VATOVAVY sy FITOVINANY. Nijery ireo mpiara-miasa traboina, ireo fotodrafitrasa simba ary nihaona tamin’ireo Tanora ny...
par Dir Com | Fév 18, 2022 | Dircom
Nandalo tao Mananjary ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany. Niara-nivory avy hatrany tamin’ireo tompon’andraikitra teo an-toerana : ny Solombavambahoaka, ny préfet, ny governora sy ireo solontenam-panjakana...
par Dir Com | Fév 18, 2022 | Dircom
Tontosa teo anivon’ny Fitaleavam-paritra Menabe ny fifantenana ireo taranja atripanofanana (modules) ho entina mampianatra eo amin’ny sekolin’ny fanatanjahantena fototra, niarahan’ny ANS (Académie Nationale des Sports), ny CNSE (Centre National...