par Dir Com | Mai 16, 2022 | Dircom
Tonga nanome voninahitra ny lalao famaranana teo amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena « Smatchin andiany faha 9 » izay andraisan’ireo mpianatra eny anivon’ny oniversite miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana, eo amin’ny taranja...
par Dir Com | Mai 16, 2022 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, ny Masoivohon’ny Repoblikan’i Torkia, miasa sy monina eto Madagasikara, SEM Nuri Kaya BAKKALBAŞI, ny alakamisy faha 12 Mey 2022, teto Ambohijatovo. Niarahaba sy...
par Dir Com | Mai 9, 2022 | Dircom
Nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny « zaikabe ho amin’ny fampananana asa sy fampivoarana ny tanora » izay notanterahina nandritra ny 2 andro teny amin’ny CCI Ivato. Anisan’ny laharam-pahamehan’ny fitondram-panjakana izay tarihan’ny...
par Dir Com | Mai 9, 2022 | Dircom
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenena mahakasika ny asa sy ny fampiroboroboana ny tanora, teny amin’ny CCI Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian ny 5 may 2022 niaraka tamin’ireo mpikambana sasantsasany ao anatin’ny governamanta izay...
par Dir Com | Mai 9, 2022 | Dircom
Noraisin’ Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny 4 may lasa teo ireo mahery fo Malagasy MAKIS 7s vehivavy izay nitondra avo ny voninahim-pirenena tany Tunisie, nandritra ny Africa women’s seven 2022. Ny...
par Dir Com | Mai 3, 2022 | Dircom
Tontosa ny faha 01 May, tao amin’ny kianjan’Ampasambazaha Fianarantsoa ny famaranana ny fifaninanana nasionaly izay nandraisan’ny ekipa voafantina avy amin’ireo faritany enina (6) anjara. Fifaninanana natao hitiliana ireo mpilalao mendrika...