par Dir Com | Août 10, 2023 | Dircom
Noraisin’Andriamatoa Minisitra, André Haja RESAMPA, ny 03 Aogositra 2023 ireo ekipa Malagasy eo amin’ny taranja Motocyclisme izay hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’ny « Motocross des Nations » ho an’ny firenena Afrikanina, izay...
par Dir Com | Août 3, 2023 | Dircom
Tsy namela irery ireo mpiangaly ny taranja « Boxe » hiatrika ny lalaon’ny Nosy izay hotanterahina eto Madagasikara ny faha 25 Aogositra hatramin’ny 03 Septambra 2023 izao ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, no...
par Dir Com | Août 3, 2023 | Dircom
Ho maro ny fivezivezena eto an-toerana indrindra eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato mialoha, mandritra ary aorian’ny lalaon’ny Nosy. Nisy ny fidinana ifotony teny an-toerana ho fijerena ny pitsopitsony farany amin’ny fikarakarana izany....
par Dir Com | Juil 28, 2023 | Dircom
Ho fanomanana ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11 dia tonga teny amin’ny Hôtel Mada Espace By Pass ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA no sady Minisitra mpiahy ny taranja Boxe sy ny taranja Cyclisme niaraka...
par Dir Com | Juil 28, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny 26 jolay 2023 teo, ny solontena avy amin’ny EISA izay notarihan’Andriamatoa Valdiodio NDYAIE. Nandritra ny fihaonana no nandinihina sy nanaovana fifanakalozan-kevitra...
par Dir Com | Juil 28, 2023 | Dircom
Noraisin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny 26 jolay 2023 ireo tanora skoto 15 lahy izay hisolontena an’i Madagasikara mandritra ny fihaonamben’ny Skoto na Jamboree skoto maneran-tany andiany faha 25...