FOOTBALL FOR SCHOOLS

FOOTBALL FOR SCHOOLS

Tanterahina ao Afrika Atsimo ny 31 aogositra 2022 hatramin’ny 01 septambra 2022 izao ny seminera rezionaly izay karakarain’ny Confédération Africaine de Football ( CAF) sy ny Conseil des Associations de Football en Afrique-Australe (COSAFA) mahakasika ny...
FAMPANANANA ASA SY FAMORONANA ASA HO AN’NY TANORA

FAMPANANANA ASA SY FAMORONANA ASA HO AN’NY TANORA

Taorian’ny fikaonandoham-pirenena mahakasika ny asa sy ny fampiroboroboana ny tanora ny faha-05 sy faha-06 May 2022 lasa teo, izay nitondra lohahevitra hoe « Tanora iray asa mendrika iray » dia nanatanteraka fihaonana tamin’ireo tanora ny Observatoire de...
FIHAONANA TEO AMIN’NY FIBA AFRICA

FIHAONANA TEO AMIN’NY FIBA AFRICA

Taorian’ny lalao dia nisy ny fihaonana teo amin’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto sy ireo mpikambana ao amin’ny FIBA AFRICA izay notarihan’ny Filohany, Andriamatoa Anibal Manave. Nampita ny fiarahabana an’i Madagasikara ny FIBA Africa...