FARITRA FITOVINANY : FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA

FARITRA FITOVINANY : FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA

Notanterahana ny 27 novambra 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Manakara, Faritra Fitovinany. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, notronin’Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian ary ny Minisitry ny Tanora sy...
GLOBAL ENTREPRENEURSHIP WEEK

GLOBAL ENTREPRENEURSHIP WEEK

Tontosa ny 14 novambra 2022 tetsy amin’ny « Chambre de Commerce et Industrie » Antaninarenina ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny herinandron’ny fandraharahana na ny Global Entrepreneurship Week(GEW), izay hankalazaina isan-taona...