par Dir Com | Mar 1, 2023 | Dircom
Notontosaina ny 28 febroary 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny fivoriana izay niarahana tamin’ireo Filohan’ny Federasionina sy Tale Teknika nasionaly rehetra izay mandray anjara amin’ny lalaon’ny nosy andiany faha11 izay ho...
par Dir Com | Mar 1, 2023 | Dircom
Tonga nijery ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao Morondava ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy notronin’ny Governoran’ny Faritra Menabe sy ny orinasa misahana...
par Dir Com | Fév 27, 2023 | Dircom
Araka ny kabary izay nataon’ Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA amin’ny fampiroboroboana ny taranja Tsipy kanetibe, dia tonga nitafa sy nidinika niaraka tamin’Andriamatoa minisitra André Haja RESAMPA, tao Ambohijatovo ny Filohan’ny...
par Dir Com | Fév 27, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny komity Olaimpika Malagasy, Andriamatoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO, ny 24 febroary 2023. Niarahaba sy nirary...
par Dir Com | Fév 27, 2023 | Dircom
Nandray ny solontenan’ny klioban’ny Stef’auto Atsinanana tao amin’ny toeram-piasany ao Ambohijatovo, ny 24 febroary 2023 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA. Anisan’ireo klioba hisolo tena an’i...
par Dir Com | Fév 22, 2023 | Dircom
Tontosa ny 21 febroary 2023, teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao Andriamatoa André Haja RESAMPA sy ny Minisitra teo aloha, Andriamatoa...