FANOLORANA MARI-BONINAHITRA IREO ATLETA

FANOLORANA MARI-BONINAHITRA IREO ATLETA

Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA nandritra ny  » Journée des médaillés » tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny 07 may 2023, ireo atleta Malagasy namiratra sy nitondra vokatra tsara teo amin’ny fifaninanana kaontinanta Afrikanina sy ny...
TOAMASINA: FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

TOAMASINA: FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

Tao aorian’ny faritra Analamanga dia anjaran’ny tanora tao Toamasina, Faritra Antsinanana indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA, izay tetikasan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay tarihan’Andriamatoa...
LIFESKILLS FANOITRA: FIOFANANA NY MODULE 2 SY 3

LIFESKILLS FANOITRA: FIOFANANA NY MODULE 2 SY 3

Tontosa ny Talata 2 may 2023 tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny fiofanana Lifeskills Fanoitra module 2 sy module 3 mahakasika ny lohahevitra « Fanabeazana maha-olom-pirenena vanona, fandriampahalemana, ady amin’ny kolikoly, fiarovana ny tontolo...