par Dir Com | Mai 16, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 15 may 2023, tetsy amin’ny Novotel Alarobia ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa andinihana ny fahafahan’ny tanora hamaha ny krizy manjo ny olona aty Afrika. Natao ity forum ity entina hanampiana ny tanora sy...
par Dir Com | Mai 15, 2023 | Dircom
Nanainga ny 14 may 2023 nihazo an’i Serbie hiatrika fanomanan-tena mandritra ny 15 andro mialoha ny hiatrehany ny fiadiana ny tompondaka manerantany izay hatao any Vienne Autriche ny 30 may hatramin’ny 4 jona 2023 izao ireo delegasiona Malagasy Ankoay...
par Dir Com | Mai 15, 2023 | Dircom
Nihaona tamin’ny masoivohon’i Korea monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa SON Yongho, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA ny faha 12 may 2023 lasa teo. Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny...
par Dir Com | Mai 15, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 12 may 2023, tao amin’ny HABAKA Tsimbazaza ny fanokafana ny fiofanana momba ny fahaizana nomerika niarahana tamin’ireo iraky ny vondrona Afrikanina misahana ny tanora, izay notarihan-dRamatoa Chido Mpemba. Nisolotena an’Andriamatoa...
par Dir Com | Mai 12, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny Federasiona Malagasy ny taranja tennis, izay tarihan’ny Filohany, Andriamatoa Soloniaina RAKOTOMANIRAKA, ny 11 may 2023....
par Dir Com | Mai 12, 2023 | Dircom
Nandray ny delegasiona avy amin’ny iraka manokana ny vondrona Afrikanina misahana ny tanora izay notarahin-dRamatoa CHIDO MPEMBA Cleopatra ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 11 may 2023 tao amin’ny biraony,...