par Dir Com | Juin 6, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny tompon’andraikitra avy amin’ny FIFA mahakasika ny baolina kitra an-tsekoly, Ramatoa FATIMATA izay mamita iraka eto Madagasikara sy ny Federasiona Malagasy...
par Dir Com | Juin 5, 2023 | Dircom
Tontosa ny 03 Jona 2023 ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Bodybuilding, izay notanterahana teny amin’ny Mining Business Center, Ivato Tonga nanome voninahitra izany fifaninanana izany ny Minisiteran’ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Juin 5, 2023 | Dircom
Nandray ireo solontena avy amin’ny firenena mikambana (Nations-Unies), ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 02 jona 2023. Voaresaka nandritra izany ny mety ho endrika fiaraha miasa hisy eo anivon’ny...
par Dir Com | Juin 5, 2023 | Dircom
Notontosaina ny 02 Jona 2023, teo amin’ny Lapan’ny tananan’Antananarivo ny fanombohana ny fankalazana ny faha-63 taona namerenana ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara sy fanomezan-kasina ny fiandrianam-pirenena. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny...
par Dir Com | Juin 2, 2023 | Dircom
Noraisin’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin’ny Kianja BAREA Mahamasina ny 01 Jona 2023 ireo ekipam-pirenena «Akio» Handball, sokajy « cadettes sy juniors » izay niatrika ny IHF TROPHY AFRICA-ZONE 6, natao...
par Dir Com | Juin 1, 2023 | Dircom
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 31 may 2023 ny herinandron’ny karatany ho an’ny Malagasy ao amin’ny Faritra Menabe, izay tafiditra anatin’ny veliranon’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA. Tonga nanome voninahitra sy nanokatra izany...