par celcom | Jan 3, 2022 | Celcom
FANTATRAO VE NY YouthConnekt? Iray amin’ireo fandaharanasan’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports entina mampiroborobo ny sehatry ny Fandraharahana ho an’ny Tanora ny YouthConnekt. Araho anatin’ity horonantsary fanadihadiana ity ny fintina...
par celcom | Nov 29, 2021 | Celcom
Nanomboka ny taona 2017 i Madagasikara no niatrika voalohany ny Fihaonana antampon’ny YouthConnekt Africa. Hatramin’izao dia miezaka sy tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana malagasy sy ireo mpiara-miombon’antoka mikatsaka mandrankariva ny fomba...
par Dir Com | Sep 24, 2021 | Celcom
Nandritra ny fitsidihana nataon-dRamatoa Juliana RATOVOSON, Minisitra lefitra misahana ny Tanora tao Sambava dia nisy ny fihaonany tamin’ireo Tanora ka nisy ny hafatra izay nampitainy azy ireo nandritra izany. « Afaka havadika ho « Force » ny Tanora, ho Fanoitra...